FANANGANANA KAOPERATIVA
|

FANANGANANA KAOPERATIVA

MIROSO AMIN’NY ARA-DALANA IREO FIKAMBANANA Fikambanana miisa 9 be izao misehatra eo anivon’ny fambolena sy fiompiana avy amin’ny kaominina Mahitsy sy Antanetibe Mahazaza no nahazo fiofanana mahakasika ny KAOPERATIVA tao amin’ny efitrano fivorian’ny kaominina ambanivohitra Antanetibe Mahazaza ny alatsinainy 22 novambra 2021 lasa teo. Narahina tohana teo amin’ny fanatanterahana ny fivoriambe fananganana ara-panjakana avy hatrany…

FIOFANANA WORDPRESS
|

FIOFANANA WORDPRESS

SERASERAN’NY RAFITRA MPANDOVA Iray volana mialohan’ny hitsaharany, mbola tsy mitsahatra manamafy ny fahaiza-manaon’ny Rafitra Mpandova ny Fandaharanasa FANOITRA (@PROSPERER). Ny wordpress sy ny tontolony indray no ifantohan’ny atrikasa fampiofanana amin’ity indray mandeha ity. Ireo Rafitra Mpandova manerana ny nosy no misitraka izany mandritra ny herinandro eto amin’ny hotely Menabe’L Antsirabe. Nanomboka ny alatsinainy 29 novambra…

FANABEAZANA ARA-BOLA
|

FANABEAZANA ARA-BOLA

AMPIANARINA MITAHIRY SY MIFEHY FINDRAMAM-BOLA IREO MPAMOKATRA Mpandraharaha madinika miisa 105 indray no nisitraka fiofanana FANABEAZANA ARA-BOLA ny volana oktobra sy novambra teo teto amin’ny distrika Ambohidratrimo sy Atsimondrano, faritra Analamanga. Indimy miantoana izany fiofanana izany izay mitsinjara tahaka izao : Kaominina ANTANETIKELY : 26-27 oktobra 2021 : 22 MER(MER : Micro Entreprise Rurale/ Mpandraharaha madinika) Kaominina MAHEREZA: 29-30…