FIOFANANA WORDPRESS
|

FIOFANANA WORDPRESS

SERASERAN’NY RAFITRA MPANDOVA Iray volana mialohan’ny hitsaharany, mbola tsy mitsahatra manamafy ny fahaiza-manaon’ny Rafitra Mpandova ny Fandaharanasa FANOITRA (@PROSPERER). Ny wordpress sy ny tontolony indray no ifantohan’ny atrikasa fampiofanana amin’ity indray mandeha ity. Ireo Rafitra Mpandova manerana ny nosy no misitraka izany mandritra ny herinandro eto amin’ny hotely Menabe’L Antsirabe. Nanomboka ny alatsinainy 29 novambra…

FANABEAZANA ARA-BOLA
|

FANABEAZANA ARA-BOLA

AMPIANARINA MITAHIRY SY MIFEHY FINDRAMAM-BOLA IREO MPAMOKATRA Mpandraharaha madinika miisa 105 indray no nisitraka fiofanana FANABEAZANA ARA-BOLA ny volana oktobra sy novambra teo teto amin’ny distrika Ambohidratrimo sy Atsimondrano, faritra Analamanga. Indimy miantoana izany fiofanana izany izay mitsinjara tahaka izao : Kaominina ANTANETIKELY : 26-27 oktobra 2021 : 22 MER(MER : Micro Entreprise Rurale/ Mpandraharaha madinika) Kaominina MAHEREZA: 29-30…

FORMATION EN CONSEIL TECHNOLOGIQUE

FORMATION EN CONSEIL TECHNOLOGIQUE

FORMATION DES MER A TRAVERS CDDT Formations des Organisations de Producteurs (OP) en conseils technologiques: Trois OP (KOHAMP, MIFANASOA et COMIA) ont reçu une formation sur l’utilisation de « Séchoir de fruits », par la coopérative VONONA, hébergeur du CDDT (Centre de Démonstration et de Diffusion Technologique) et la CCI-CADI Boeny, structure-relais du Programme PROSPERER dans la…

fahavokarana

fahavokarana

Amin’ny maha rafitra mpandimby ny Programme PROSPERER Analanjirofo dia manohy hatrany ny Asa efa nataony ny Kaoperativa TARATRA.Hita taratra izany tamin’ity taom-piotazana Litchi 2021 ity. Mandrindra ny fanangonana vokatra litchi sady miara-mivarotra amin’ireo Kaoperativa mpahazo tombontsoa amin’ny Programme PROSPERER ny Structure Relais TARATRA mitontaly 216 taonina ny vokatra litchi namidy teny anivon’ny Mpividy vokatra miisa…

PROGRAMME PROSPERER

PROGRAMME PROSPERER

A cette occasion, les représentants des structures sont réunis à l’Hôtel Menabel Antsirabe.L’objectif étant l’opérationnalisation des sites web des structures relais. A l’issu de cette formation, le CMBART espère vous accueillir très bientôt sur son nouveau site web.FAMPIOFANANA WORDPRESS HO AN4IREO RAFITRA MPANDOVA NY PROGRAMME PROSPERER.Ny 29 Novambra ka hatramin’ny 03 Desambra, ny Programme PROSPERER…

FANAMAFISANA

FANAMAFISANA

MenaBeL, Antsirabe.L’objectif consiste à améliorer l’accès des principaux acteurs aux informations économiques et commerciales liées aux entreprises ainsi qu’aux activités promues par la FCCIM/CCI et les principales Structures Relais du Programme PROSPERER via la promotion du portail web.A l’issue de cette atelier, le portail web hébergé au niveau de la FCCIM sera à jour et…

FORMATION

FORMATION

Du 29 Novembre au 03 Décembre, le programme PROSPERER en collaboration avec le FCCIM (Fédération des Chambres de Commerce et d’Industrie de Madagascar) organise une formation sur le « Système de Gestion de Contenu WordPress » pour le Pool Communication de ses structures relais.A cette occasion, les représentants des structures sont réunis à l’Hôtel Menabel…