fahavokarana

Amin’ny maha rafitra mpandimby ny Programme PROSPERER Analanjirofo dia manohy hatrany ny Asa efa nataony ny Kaoperativa TARATRA.Hita taratra izany tamin’ity taom-piotazana Litchi 2021 ity. Mandrindra ny fanangonana vokatra litchi sady miara-mivarotra amin’ireo Kaoperativa mpahazo tombontsoa amin’ny Programme PROSPERER ny Structure Relais TARATRA mitontaly 216 taonina ny vokatra litchi namidy teny anivon’ny Mpividy vokatra miisa dimy (5).Tsara marihina fa kely anefa io raha

A lire également

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *