FAMBOLENA BIOLOJIKA
|

FAMBOLENA BIOLOJIKA

MITODIKA AMIN’NY FAMBOLENA BIOLOJIKA IREO MPAMBOLY Tontosa teto amin’ny faritra Analamanga, distrikan’Ambohidratrimo sy Atsimondrano nandritra ny volana oktobra sy novambra 2021 ity ny fiofanana FAMBOLENA BIOLOJIKA ho an’ireo mpandraharaha madinika miasa amin’ny fambolena miisa 100. Anisan’ny fambolena mahazo vahana moa izy ity noho ny fisian’ny tsena lehiba azo trandrahina sy tsara vidy raha mahafehy ny…